Androidアプリをランキング掲載! レビューを分析して日本で人気のあるAndroidアプリを見つけられます。

  このサイトについて
登録アプリ 72,272件 更新日時 2025/12/06 03:41
Fahano ny Mpilalaonao (Malagas
価格: 無料
market評価: 3.0
(評価数: 0)

ダウンロード数: 1,000以上
総合ランク:58522位
情報取得日:2025/12/06
カテゴリー:教育 (アプリケーション)
バージョン:2
更新日:2021/04/28
開発者:Curious Learning Org
動作条件: 以上
サイズ:??




■ 概要
Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny。Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO?
Mampiasa tekinika ‘milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny.Tian'ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY、TSY MISY DOKAM-BAROTRA、TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN'NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao、novokarin'ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning、CET、sy ny Apps Factory。

KASINGA AO ANATIN’NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
? Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
? Kilalao mifototra amin'ny fikarohana taratasy izay manampy amin'ny famakian-teny sy ny fanoratana
? Kilalao mampitadidy voambolana
? Misy ny fahasarotany “raha ny feom-peony” isan-ambaratongany
? Tatitra ny fivoarana any amin'ny ray aman-dreny
? Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran'ny tsirairay ao。
? Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
? Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
? Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin'ny app
? Tsy misy dokam-barotra
? Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN'IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN'NY ZANAKAO。
Mifototra amin'ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan'ny maro tao anatin'ny siansan'ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity.Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana aara-makana ary-mhanteny ary tsaratraMiorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny Hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an'ny ankizy.

IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan'ny Ministeran'ny raharaham-bahiny N?rveziana tafiditra ao anatin'ny fifaninanana EduApp4Syria。Ny app orijinaly amin'ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin'ny fiaraha miasa teo amin'ny Apps Factory, CET ? The Center for Educational Technology, sy IRC ? The International Rescue Committee.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon'ny Curious Learning dika teny tamin'ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsyIzahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izayfi mikasa amin'ny 0 amihanyhapaoana 0 anyhanao amin'ny

-----

Feed The Monsterは、子供たちにマダガスカル語の読書の基礎を教えます。モンスターの卵を集めて手紙を与えて、新しい友達に成長させましょう!

モンスターの餌は何ですか?
Feed The Monsterは、実績のある「プレイして学ぶ」テクニックを使用して、子供たちを引き付け、読むことを学ぶのを助けます。子供たちは読書の基礎を学びながら、ペットのモンスターを集めて成長させることを楽しんでいます。

無料ダウンロード、広告なし、アプリ内購入なし!
すべてのコンテンツは100%無料で、リテラシー非営利団体であるCurious Learning、CET、およびApps Factoryによって作成されています。

読書スキルを向上させるゲームの特徴:
? 楽しくて魅力的なフォニックスパズル
? 読み書きを支援する文字トレースゲーム
? 語彙記憶ゲーム
? 挑戦的な「サウンドのみ」レベル
? 保護者の進捗状況レポート
? 個々のユーザーの進行状況のためのマルチユーザーログイン。
? 収集可能、進化可能、楽しいモンスター

■ マーケットレビュー
  • ★★☆☆☆ 真面目に似合う髪型を探したかったのに、現実的じゃないものばかりで私には使えなかった。ジョークで使うアプリなのかな?? 残念ながら即アンインストールします。
    投稿者:aki naka
  • ★★★★★ いいアプリで他にもfaceシリーズとかでも…画像カスタム…可能だよ…評価はまぁまぁいいと思う?
    投稿者:SanyACE EAST
  • ★☆☆☆☆ 髪型が日本の女性が好むものがない。
    投稿者:光子
  • ★☆☆☆☆ 自分の操作が悪いのかもしれませんが 東京メトロと都営地下鉄全線の区別ができないこと何番線乗り場かわからないのでかなり不便に感じました。東京メトロ24時間券を販売されているのだからせめて東京メトロと都営地下鉄全線の区別ができたらよかったです。 東京の地下鉄路線に慣れている方は問題なく使えるんじゃないでしょうか。
    投稿者:浜本惇吾
  • ★★★★★ 全く知らない人でも分かりやすく使いやすいと思います。
    投稿者:小関新治
  • ★★★☆☆ なんで新橋がshimなのかわからん
    投稿者:Googleユーザー
  • ★☆☆☆☆ 画面にいろいろ鬱陶しい? 前にも同じようなゲームやったけど内容変わってない。日本人の訳?
    投稿者:hiromi Kikuchi
  • ★★★★★ 大好き過ぎて凄く楽しいはまりそうです
    投稿者:松本由香里
  • ★★★★★ panda?がかわゆいっす
    投稿者:藤川和枝
  • ★★★★★ このゲーム作ってくださった人たちどうもありがとうございました感度的です誰か一緒にやりましょう僕のゲームの名前はKT0525ですもう今年200人から300人までの人と一緒にやりましたとっても楽しかったですまたやりたいです評価お願いします
    投稿者:あきさん
 [ 一覧に戻る ]
  ※タイトルロゴをタップしても戻れます。

当サイトをブラウザーで開くだけのショートカットアプリを作ってみました。よろしければご利用下さい。
Copyright (C) 2011 AndroRank. All Rights Reserved.